|
|
|
|

Entrée 1  vahatry ny aina
Mots élémentaires  2 vahatra, 3 aina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]
Exemples  6  Tsy misy ny vahatry ny aina
fa ny tiana no vahatry ny aina
[2.131]
Analogues  7  menaky, 8  silaky, 9  singotry

Mis à jour le 2026/04/22